"Ary Jesoa namaly azy hoe: Inona no tianao hataoko aminao? Ary hoy ilay jamba taminy: Rabôny o, ny mba hampahiratina ny masoko. Ary hoy Jesoa taminy: Mandehana ianao, ny finoanao no efa namonjy anao. Dia nahiratra niaraka tamin'izay ny masony, ka nanaraka an'i Jesoa teny an-dàlana izy". Marka 10 : 51 - 52
Tohiny
"Dia hoy izy roa lahy: Minoa an'i Jesoa Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao". Asan'ny Apostoly 16 : 31
Tohiny
"Jehovah o, ampivereno aminao izahay, mba hiverenanay; Havaozy ho toy ny fahiny ny andronay". Fitomaniana 5 : 21
Tohiny
ALAHADY 11 JONA 2023 – JOBILY FAHA 145 TAONA SEKOLY ALAHADY
[gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RxWiOi5cMJeb8Bm9gbHpWyOm1g6-4XL8bK3nMk3tUu31cmxxvu7msay9_-_YvS7INVbZpdh' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny



