"Fa hoy ny Tompo taminy: Mandehana, fa fanaka voafidy izy ho fitondrana ny anarako eo anatrehan'ny jentilisa sy ny mpanjaka ary ny Zanak'isiraely; fa hasehoko azy ny habetsahan'izay tsy maintsy hiaretany ho voninahitry ny anarako". Asan'ny Apostoly 9 : 15 - 16
Tohiny
ALAROBIA 19 JOLAY 2023 – FANDRAISAN-TANANA NY MPITANDRINA, MIARAKA AMIN’NY SYNODAMPARITANY
[gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RwDmMH30ik3M2va_Q7gTijV6i-0v7hr56sB-FLlZZnDR4MJhCgnGJfWQGad2il7KJIKqxqh' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny
"Mahatoky izao teny izao: Fa raha miara-maty aminy isika, dia hiara-belona aminy koa; raha miaritra isika, dia hiara-manjaka aminy; raha mandà Azy isika, Izy kosa handà antsika". II Timoty 2 : 11 - 12
Tohiny
"Fa hevero ny fiantsoana anareo, ry rahalahy, fa tsy firy no olon-kendry araka ny nofo, tsy firy no olona mahery, tsy firy no avo razana" I Korintiana 1 : 26
Tohiny



