"Tompoko, mino aho. Dia niankohoka teo anatrehany izy'. Jaona 9 : 35-41 (and.38)
Tohiny
"Dia nitondra ny olony nivoaka tamin'ny fifaliana Izy Ary ny voafidiny tamin'ny fihobiana". Salamo 105 : 35-47 (and.43)
Tohiny
" Ny finoanao no efa nahavonjy anao". Lioka 18 : 35-43 (and.42b)
Tohiny
"Ary nino an'i Jehovah izy; ka dia nisainy ho fahamarinany izany". Genesisy 15 : 1-6 (and.6)
Tohiny
