"Ary na iza na iza no mahatafintohina na iray aza amin'ireo madinika mino Ahy ireo, dia tsara ho azy, raha anantonana vato lehibe fikosoham-bary ny vozony, ka hatsipy ao anaty ranomasina izy". Marka 9 : 42
Tohiny
test voa 30 oct
Alarobia 30 Oktobra 2024 Fa hisy hanao hoe : Hatao ahoana ary no fanangana ny maty ? Ary tena manao ahoana no hisehoany ? Ry adala… 1 Korintiana 15:35-36 Nahoana no ataonareo ho zavatra tsy azo inoana, raha Andriamanitra manangana ny maty ? Asan'ny Apostoly 26:8 „Afaka inoana” ary marina ! „Mahatalanjona ! Tsy nisy nino, tsy nisy nino intsony, nefa dia marina !” Isika…
Tohiny
ALAH. 29 OKT 2023 – FAMARANANA JOBILY FISOTROAN-DRONONO ATOA. RAKOTONIRINA JULIEN
[gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RwUjRVQ7EDlP3YJk_vL524o1Qs9rZeAukV9TcnZvOecoevOFW_qWFEEbHgNibERh02_VYtg' main_size='2048' layout='mosaic'] [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RwZyto68i5MaYfm8j9tFpCVyOhBupupxfq4KtvgYyFU1mkFlwRX2TiVI-8YcVgpr4Tye123' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny




