Vaovao

"Anaka, tandremo ny teniko; Atongilano ny sofinao hihaino ny filazako".  Ohabolana 4 : 20-27 (and.20)
Tohiny

"Araka ny fanaon'ny olona dia ny divay tsara no arosony aloha; ary rehefa nisotro be* ny olona, dia vao izay ratsiratsy kokoa; fa ianao kosa dia efa nitahiry ny divay tsara ambaraka ankehitriny". [*Grika:mamo] — Jaona 2 : 1-12 (and.10)
Tohiny

HERINANDRON’NY FIANAKAVIANA 10 – 14 FEBROARY 2025

"Mamonjy ny zanaka ny tenin'Andriamanitra" Tontosain'i RAMAROMANANA Tovoherinirina, Mpitandrina Aumônerie Antanimora ======== FANDAHARANA Fiarahabana… "Mamonjy ny vehivavy ny Tenin'Andriamanitra" Tontosain'i RAKOTONAVALONA Maholy, Mpitandrina FJKM Ambohitantely =========== FANDAHARANA Fiantsoana:… « Mamonjy ny lehilahy ny Tenin'Andriamanitra » Tontosain'i RAKOTONDRANAIVO Lazasoa Rivondrabevala, Mpitandrina Ambodifahitra Martiora…
Tohiny

"Aoka ny tenin'i Kristy hitoetra betsaka ao aminareo amin'ny fahendrena rehetra, dia mifampianara ka mifananara amin'ny salamo sy ny fihirana ary ny tonon-kiram-panahy, mihira amin'ny fahasoavana ao am-ponareo ho an'Andriamanitra". — Kolosiana 3 : 16-21 (and.16)
Tohiny