"Dia nasian'Andriamanitra soa ny mpampivelona; ary nihamaro sy nihahery indrindra ny olona. Ary tamin'izany, satria natahotra an'Andriamanitra ny mpampivelona dia nomen'Andriamanitra zanaka izy". Eksodosy 1 : 20 - 21
Tohiny
"Ary Samsona niantso an'i Jehovah ka nanao hoe: Jehovah Tompo o, mifona aminao aho, tsarovy aho, ka ampaherezo izao indray mandeha izao monja, ry Andriamanitra o, hamaliako ny Filistina noho ny anankiray amin'ny masoko roa". — Mpitsara 16 : 28
Tohiny
"Fa momba anao hamonjy anao Aho, hoy Jehovah; Koa na dia levoniko aza ny firenena rehetra izay nampielezako anao, Ianao tsy mba holevoniko; Nefa kosa mba hanariko araka ny antonony ihany ianao, fa tsy dia havelako fotsiny". — Jeremia 30 : 11
Tohiny

