Vaovao

"Ary tandremo izay asain'i Jehovah Andriamanitrao hotandremana handehananao amin'ny lalany hitandremanao ny lalàny sy ny didiny sy ny fitsipiny ary ny teni-vavolombelony, araka ny voasoratra ao amin'ny lalan'i Mosesy, mba hataonao lavorary avokoa izay rehetra hataonao sy izay rehetra halehanao, mba hanatanterahan'i Jehovah ny teny izay nilazany ahy hoe: Raha ny taranakao hitandrina ny alehany…
Tohiny

"Fa hoy Jesoa taminy: Nahoana Aho no anontanianao ny amin'izay tsara? Iray no tsara; fa raha te-hiditra any amin'ny fiainana ianao, tandremo ny didy". Matio 19 : 17
Tohiny

"Fa efa nantsoina ho amin'ny fahafahana ianareo, ry rahalahy; kanefa aoka tsy ho entinareo hanaraka ny nofo izany fahafahana izany, fa mifampanompoa amin'ny fitiavana". Galatiana 5 : 13
Tohiny

VOKATRY NY FIFIDIANANA DIAKONA 2024-2028

Manasa anao hanindry ity rohy ity raha toa tsy mipoitra tsara ny PDF. Misaotra Tompoko[pdf-embedder url="https://fjkmisotryfitiavana.org/wp-content/uploads/2024/05/Final_Diakona_2024.pdf" title="VOKATRY NY FIFIDIANANA DIAKONA 2024"]
Tohiny