Vaovao

"Dia homeko fo iray izy, ary hasiako fanahy vaovao ao anatinareo; ary hesoriko amin'ny nofony ny fo vato, ka homeko fo nofo izy, mba handehanany araka ny didiko sy hitandremany ny fitsipiko ka hanarahany izany, ary izy dia ho oloko, ary Izaho ho Andriamaniny". Ezekiela 11 : 19 - 20
Tohiny

"Ary farany, ry rahalahy, mangataka aminareo sy mananatra anareo ao amin'i Jesoa Tompo izahay, mba ho araka ny nandraisanareo taminay izay mety handehananareo sy hanaovanareo ny sitrapon'Andriamanitra — dia araka ny andehananareo ihany — no hitomboanareo bebe kokoa".  I Tesaloniana 4 : 1
Tohiny