"Ary farany, ry rahalahy, mangataka aminareo sy mananatra anareo ao amin'i Jesoa Tompo izahay, mba ho araka ny nandraisanareo taminay izay mety handehananareo sy hanaovanareo ny sitrapon'Andriamanitra — dia araka ny andehananareo ihany — no hitomboanareo bebe kokoa". I Tesaloniana 4 : 1
Tohiny
"Fa ianao kosa, raha manao fiantrana, dia aoka tsy ho fantatry ny tananao ankavia izay ataon'ny tananao ankavanana, mba hatao ao amin'ny mangingina ny fiantranao; ary ny Rainao, Izay mahita ao amin'ny mangingina, no hamaly anao". Matio 6 : 3 - 4
Tohiny

