"Ary ny hampahazava ny olona rehetra mba hahalalany izay fitondrana ny zava-miafina, dia Ilay voafina hatramin'ny nanaovana izao tontolo izao tao amin'Andriamanitra, Izay nanao ny zavatra rehetra". Efesiana 3 : 8-13 (and.9)
Tohiny
"Fa Izaho no Jehovah Izay mahasitrana anao". Eksodosy 15 : 22-26 (and.26d)
Tohiny
"Ary ny fanahy maloto, raha nahita Azy dia niankohoka teo anatrehany ka niantso hoe: Ianao no Zanak'Andriamanitra". Marka 3 : 7-12 (and.11)
Tohiny
"Andriamanitra dia iray ihany, Izay miasa ny zavatra rehetra amin'ny olona rehetra". I Korintiana 12 : 1-6 (and.6b)
Tohiny



