Mety ho elaela kely ny fisehon'ireo sary, arakaraka ny connexion anao. Rehefa voajery ireo andian'ny sary voalohany dia tsindrio ny Bokotra manga "TOHINY" mba hiseho ireo sary manaraka, ary tsindrina toy izany hatrany hatrany mba hiseho ny tohiny. [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24Ry8RutK_aC_D24xZC_NWl7g4i7kIymx4LSkMfkFJ-iM-pBiNjWLjy16w8IvgUUdNzhyB9Rr' count='100' more='TOHINY' title_position='none' main_size='2048' layout='mosaic' columns='3' ]
Tohiny
"Ny Fanahin'i Jehovah Tompo no ato amiko, Satria Jehovah efa nanosotra ahy hitory teny soa mahafaly amin'ny mpandefitra, efa naniraka Ahy hahasitrana* ny torotoro fo Izy, ary hitory fanafahana amin'ny babo sy hamoaka ny ao an-trano-maizina ho amin'ny mazava", [*Hebreo: hamehy].Isaia 61 : 1
Tohiny
KATEKOMENA ANDIANY FINOANA PENTEKOSTA 5/5
[gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24Ry1xM1wjwmHgIlqml3ztb6CfelqOJF0ZLpy4lMBtWDv0xdih6WXOKtGueYGbaCgs0mMVwdb' main_size='1600' layout='mosaic']
Tohiny
"Jesoa namaly hoe: Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha misy olona tsy ateraky ny rano sy ny Fanahy, dia tsy mahazo miditra amin'ny fanjakan'Andriamanitra izy".Jaona 3 : 5
Tohiny



