"Fa na dia ny volon-dohanareo aza dia voaisa avokoa". Matio 10 : 26-31 (and.30)
Tohiny
HERINANDRON’NY FANAHY MASINA 02-06 JONA 2025
HERINANDRON'NY FANAHY MASINA, ANDRO 2/5 Tompon'anjara : SAMPATI / SAFIF / SMKVF Lohahevitra :… HERINANDRON'NY FANAHY MASINA, ANDRO 1/5 Tompon'anjara : SLK/SA/STK ZO Lohahevitra : « IZY no…
Tohiny
"Mitsangàna, ka miveleza, ry Ziona zanakavavy, Fa ny tandrokao hataoko vy, Ary ny kitronao hataoko varahina, Ka hanorotoro firenena maro ianao; Dia hatolotrao* ho an'i Jehovah ny hareny, Ary ho an'ny Tompon'ny tany rehetra ny fananany". [*Hebreo: hataoko herema] — Mika 4 : 11-14 (and.13)
Tohiny
"Ary Jesoa naninjitra ny tanany, dia nanendry azy ka nanao hoe: Mety Aho; madiova ianao. Dia nadio tamin'ny habokany niaraka tamin'izay izy". — Matio 8 : 1-4 (and.3)
Tohiny