Vaovao

Ezekiela 34,20-31 / Mofonaina Talata 16 Jolay 2024

Ezekiela 34,20-31 1. NY BOKY Ny faminaniana tao amin'ny bokin'i Ezekiela dia natao teo anelanelan'ny taona 594-536 talohan'i Kristy. Izy io dia nosoratana tany amin'ny fahababoana, araka ny hita ao amin'ny Ez 1:1. Ny famaranana dia hita ao amin'ny Ez 48:35, izay milaza hoe "JEHOVAH NO AO", izay tokony halalinina ny antony sy ny heviny.…
Tohiny

Lioka 22:35-36 – Hafatra Mofonaina 15 Jolay 2024

HAFATRA Lioka 22:35-36 Teksta roa: Ao amin'ny bokin'i Lioka, misy fanirahana milaza ny fampiantranoana sy ny misy hohanina (Luc 9:3 sy Luc 10:4). Ny Tompo dia manova ny zavatra satria miova ny zava-misy: Hiditra amin'ny fahafatesana Izy, hiatrika ny mpianany. Tsy Misy Lalam-be Migodana Ny làlana iarahana amin'ny Tompo dia tsy lalana mahitsy fa miolaka:…
Tohiny

BATISA 14 JOLAY 2024

[gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24Rxb1LOEzfXuDsQlNzZUAOVSSknsoHezPlFKJa0xQ66veC3XnZZ2Xo04xMITsdhXo1m0h9nX' main_size='1600' layout='mosaic']
Tohiny