Vaovao

"Miezaha mitady fihavanana amin'ny olona rehetra ary fahamasinana; fa izay. tsy manam-pahamasinana dia tsy hahita ny Tompo". Hebreo 12 : 14
Tohiny

Mofonaina 31 Jolay 2024 – Ezek 20, 18-22

1. Mandehana mahitsy fa mazava ny toromarika: Aza manary tena (Ezek 20:18-21) Hatramin'ny niandohan'izao tontolo izao dia nitarika antsika zanak'olombelona Andriamanitra. Nitady izay hahatsara sy hiainantsika amin'ny fiadanana IZY. Napetrany ny toromarika mazava mba tsy hahasimba ny fiainantsika. Tsy nandeha arak'izany isika olombelona ka very sy voa mafy mandraka ankehitriny. Arakaraky ny tsy nandehanantsika tamin'ny…
Tohiny

"Nefa nampihemotra ny tanako Aho, ka dia niasa noho ny amin'ny anarako, mba tsy ho voaloto izany eo anatrehan'ny jentilisa izay nahita ny nitondrako azy nivoaka". Ezekiela 20 : 22
Tohiny