Vaovao

Mofonaina 09 Aogositra 2024 – Salamo 93:1-5

Salamo 93:1-5 1 - NY BOKY Fandraisan’anjaran’ny tsirairay: Toko 150, Fizarana 5, bokin'ny hira + Joba, Ohabolana, Tononkira ary ny Mpitoriteny. Daty: 1400-394 BC. Heverin'ny mpandinika tranainy fa ny bokin'ny Salamo ao amin'ny Baiboly dia toy ny fo ao amin'ny tenan'ny olona. (Ataovy hoe tsy misy hira ny fivavahana dia manao ahoana?) Antonona ny olona…
Tohiny

"Jehovah no Mpanjaka, mitafy voninahitra Izy; Jehovah mitafy, eny, misikina hery Izy; Ary izao rehetra izao nampitoerina ka tsy hihetsika". Salamo 93 : 1
Tohiny

"Aza omena ny alika izay masina; ary aza atsipy eo anoloan'ny kisoa ny vatosoanareo*, fandrao hanitsaka azy izy, dia hifotitra ka hamiravira anareo". [*perilanareo].Matio 7 : 6
Tohiny

Mofonaina 07 Aogositra 2024 – Eksodosy 40:12-16

Eksodosy 40:12-16 Fitarihana Ity anjara mofon'ainantsika ity dia mitantara ny nanamasinana an'i Arona sy ny zanany ho mpisorona. Manamasina ny tenany ny mpino: Maneke ho amasinina Araho tsara ny dingana rehetra 1. Midira am-piangonana. Ekeo ny fahotana FAMPIHARANA: Misy ireo tsy miditra am-piangonana fa manamasina ny tenany samirery any amin'izay misy azy any. "Angaha ny…
Tohiny