Fisaorana ny Tompo sy Fanaovam-beloma ny Mpitandrina niza-draharaha Sitraka 4 mianaka HORONANTSARY SARY [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RyQI8_lzTATiVL1MLZiFTzq5LoWxUCDiG3F0T9npEECe_QTio4aL-tJ6Q_wnO2einxKFjh1' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny
"Fa ny Levita mpisorona, taranak'i Zadoka kosa, izay nitandrina ny anjara-raharaha ny amin'ny fitoerako masina, tamin'ny nivilian'ny zanak'Isiraely niala tamiko, dia izy no hanatona Ahy hanao fanompoam-pivavahana ho Ahy, ary izy no ho eo anatrehako hanatitra ho Ahy ny sabora sy ny rà, hoy Jehovah Tompo". Ezekiela 44 : 15
Tohiny
"Fa olom-boavidy ianareo, koa dia mankalazà an'Andriamanitra amin'ny tenanareo". I Korintiana 6 : 20
Tohiny
"Dia vonoy ny Paska, sady hamasino ny tenanareo, ka manamboara ho an'ny rahalahinareo, hanaovana araka ny tenin'i Jehovah izay nampilazainy an'i Mosesy". II Tantara 35 : 6
Tohiny



