"Fa izay rehetra naterak'Andriamanitra dia maharesy izao tontolo izao; ary ny fandresena izay enti-maharesy izao tontolo izao dia ny finoantsika. Iza moa no maharesy izao tontolo izao afa-tsy izay mino fa Jesoa no Zanak'Andriamanitra?". I Jaona 5 : 4 - 5
Tohiny
Mofonaina 09 Septambra 2024 – Mika 7:7-10
Mic 7:7-10 Konteksta : 2.1; 2 + 3.9-11 + Fihitaran'ny fandravana ataon'ny Asyriana (720 T.K.) Miorina amin'ny finoana ny mpino 1 - Manantena eo anatrehan'izay mahakivy ny maro (Mic 7.7-8) Ny zava-nisy dia voalaza ao amin'ny Mic 7.1-6. Fiorenana amin'ny finoana miteraka fanantenana. Mpino mibanjina an'Andriamanitra (Mijery) ary Andriamanitra manongilan-tsofina (mihaino): fifandraisana akaiky izany. Asan'ny…
Tohiny
"Ny fahatezeran'i Jehovah dia hiaretako ihany, Fa efa nanota taminy aho, Ambara-pandahany ny teniko Sy hanomezany rariny ho ahy; Hamoaka ahy ho amin'ny mazava Izy, Ka ho faly aho mahita ny fahamarinany". Mika 7 : 9
Tohiny
08 SEPTAMBRA 2024 – ALAHADIN’NY SAMPAN’ASA FITORIANA NY FILAZANTSARA
[gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24Rxq1ZNajwc7gV1cE8-1FrOin38u9dmgcJ1joxUZuQ50EyExyY2UH0V8xATSHJdPa8if0r7d' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny



