"Ny famonjena antsika dia amin'ny anaran'i Jehovah, Mpanao ny lanitra sy ny tany". Salamo 124 : 8
Tohiny
EFESIANA 4:11-16, Zoma 14 Jona 2024
FIARAHA-MANDINIKA SORATRA MASINA EFESIANA 4:11-16 NY BOKY Taona nanoratana: 63 AD Mpanoratra: Paoly izay tao Efesosy (Asa 18:18-22). Any Torkia, faritanin’i Izmir izy ankehitriny. Tanàna tsy misy mponina firy intsony saingy mahasarika mpizahatany maro. Toerana nanoratana: Roma (tany am-pigadrana) Epistilin’ny fifatorana: Efesiana, Kolosiana, Filipiana, Filemona Foto-kevitra: Fivoizana ny firaisan’ny Fiangonana sy ny fahamatorany ara-panahy (Efesiana…
Tohiny
"Izy no itomboan'ny tena rehetra (izay akambana sy ampiarahina tsara) noho ny fifanompoan'ny isan-tonony, araka ny fiàsan'izay rehetra momba azy amin'izay mety ho anjara-asany avy ka hampandrosoany ny tenany amin'ny fitiavana". Efesiana 4 : 16
Tohiny
"Ary hoy Izy tamin'ny olona: Mitandrema, ka miarova tena mba tsy ho azon'ny fieremana ianareo; fa ny ain'ny olona tsy miankina amin'ny habetsahan'ny zavatra ananany". Lioka 12 : 15
Tohiny
