FIARAHA-MANDINIKA SORATRA MASINA NY MOFONAINA VOALAHATRA NY TALATA 18 JONA 2024 SALAMO 91:1-13 NY BOKY Salamo dia tonon-kira ampiarahina amin'ny zavamaneno. Voasoratra araka ny trangan-javatra niseho tamin'ny fiainan'ny Fiangonana na fiainan'ny mpanompon'Andriamanitra. Voaangona tamin'ny taonjato faha-3 talohan'i Jesoa Kristy. Misy toko 150 izay mizara ho boky 5 (tahaka ny hoe boky 5 ao amin'ny Pentateoka):…
Tohiny
"Fa Izy handidy ny anjeliny ny aminao Mba hiaro anao eny amin'izay rehetra halehanao". Salamo 91 : 11
Tohiny
"Fa ny Zanak'ondry Izay eo afovoan'ny seza fiandrianana no ho Mpiandry azy ka hitondra azy ho amin'ny loharanon'ny ranon'aina; ary hofafan'Andriamanitra ny ranomaso rehetra amin'ny masony (Isaia 25:8)". Apokalypsy 7 : 17
Tohiny
16 JONA 2024 – ALAHADIN’NY FAHASOAVANA – FETIN’NY RAY
HORONANTSARY SARY (nalaina avy amin'ny Horonantsary) [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RyI95EHpxB4lcXA5LEIzI2F1kECRBujlJsbAa5rYEm10t0ILeOr0lSk5FTmjNbn5rfspMV0' main_size='2048' layout='mosaic']
Tohiny
