"Ary tsy ketraka izahay; fa na dia mihalevona aza ny toetray ivelany, dia havaozina isan'andro isan'andro kosa ny toetray* anatiny". [*Ny olonay]. II Korintiana 4 : 16-18 (and.16)
Tohiny
"Esory ho afaka aminareo ny fahadisoanareo rehetra izay nataonareo, ka manaova fo vaovao sy fanahy vaovao ho anareo; fa nahoana no ho faty ianareo, ry taranak'Isiraely?" Ezekiela 18 : 23-32 (and.31)
Tohiny
MOFONAINA 11 OKTOBRA 2024 – Lioka 5:33-38
Zoma 11 Oktobra 2024 - Lioka 5:33-39 FANDAHARANA Fiantsoana sy Fiderana Sal 119,25-32 +Hira 7 (ffpm) +Vavaka Hira 268 :1.3 +Soratra Masina : Lioka 5,33-39 + Hira 186/1.5 Fiaraha-mandinika Soratra Masina +Vavaka Hira 545 :1 + Tsodrano Fiaraha-mandinika Soratra Masina Lioka 5:33-39 1. NY BOKY 11- Fandraisan’anjaran’ny tsirairay Toko 24, nosoratana tamin'ny taona 70-93…
Tohiny
"Ary tsy misy olona manisy divay vaovao no anaty siny hoditra tonta; fa raha izany, ny divay vaovao mahatriatra ny siny hoditra, ka ho raraka ny divay, sady ho simba foana ny siny hoditra; Fa ny divay vaovao dia tsy maintsy hatao ao anaty siny hoditra vaovao". — Lioka 5 : 33 - 39 (and.37-38)
Tohiny



