Vaovao

"Fitiavana marina no itiavany anao".  Tonon-kiran'i Solomona 1 : 1-4 (and.4b)
Tohiny

"Fa ianareo, ry rahalahy, aza ketraka amin'ny fanaovan-tsoa". II Tesaloniana 3 : 6-18 (and.13)
Tohiny

"Fa mety ny mifaly sy miravoravo; fa ity rahalahinao ity efa maty, fa velona indray, ary efa very, fa hita indray".  Lioka 15 : 11-32 (and.32)
Tohiny

"Ary hoy izy ireo taminy: Avia ho mpitarika anay ianao, hiadiantsika amin'ny taranak'i Amona".  Mpitsara 11 : 1-8 (and.6)
Tohiny