Vaovao

"Koa noho izany dia manaova izay zotom-po rehetra kosa ianareo, ka amin'ny finoanareo dia manehoa fahatanjahan-tsaina, ary amin'ny fahatanjahan-tsainareo dia fahalalana, ary amin'ny fahalalanareo dia fahononam-po, ary amin'ny fahononam-ponareo dia faharetana, ary amin'ny faharetanareo dia toe-panahy araka an'Andriamanitra, ary amin'ny toe-panahinareo araka an'Andriamanitra dia fitiavana ny rahalahy, ary amin'ny fitiavanareo ny rahalahy dia fitiavana ny…
Tohiny

MOFONAINA 01 NOVAMBRA 2024 – Titosy 1:1-4

FANDAHARANA: Fsy F: Salamo 119:89-96 Hira: 537 Vavaka Hira: 210/1 Soratra Masina: Titosy 1:1-4 Hira: 175/1.5 FMSM Vavaka Hira: 489/1 Tsodrano Titosy 1:1-4 1 - NY BOKY 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay 1.2 Fanampiny Taona: 63-66 T.K. Mpanoratra: Paoly. Titosy: Grika (Galatiana 2:3), ara-panahy dia zanak’i Paoly izy (Titosy 1:4). Tao Kreta no nanendrena an’i Titosy. Epistily…
Tohiny

"Paoly, mpanompon'Andriamanitra sy Apostolin'i Jesoa Kristy hampandroso ny finoan'ny olom-boafidin'Andriamanitra sy ny fahalalana tsara ny marina izay manaraka ny toe-panahy araka an'Andriamanitra". — Titosy 1 : 1-4 (and.1)
Tohiny

"Dia namaly an'i Jesoa izy ka nanao hoe: Tsy fantatray. Dia hoy Jesoa taminy: Izaho kosa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izany". Matio 21 : 23-32 (and.27)
Tohiny