Vaovao

"Koa tandremo ary ataovy izany, fa izany no ho fahendrenareo sy ho fanananareo saina eny imason'ny firenen-tsamy hafa; fa handre izany lalàna rehetra izany izy ka hanao hoe: Olona hendry sy manan-tsaina tokoa io firenena io".  Deoteronomia 4 : 5-8 (and.6)
Tohiny

MOFONAINA 08 NOVAMBRA 2024 – Romana 12:9-21

Zoma 08 Novambra 2024 FANDAHARANA : Salamo 119:161-168 Hira 170: Ry Jesoa ny fitiavanao Vavaka Hira 534/1: Misy didy tena tsara Soratra Masina: Romana 12:9-21 Hira HF 18/2: Raha tonga ny andro… Fiaraha-Mandinika Soratra Masina Vavaka Hira 530: Fitiavana rano velona Tsodrano ROMANA 12:9-21 Endrika manokana no anolorana ny Fiaraha-Mandinika Soratra Masina anio. Efa niverina…
Tohiny

"Aza mamaly ratsy na amin'iza na amin'iza. Miomàna hanao izay mahamendrika eo imason'ny olona rehetra". Romana 12 : 9 - 21 (and.17)
Tohiny

"Fa renay fa misy ny sasany eo aminareo tsy mitoetra tsara, ka tsy miasa akory, fa mivezivezy foana miraharaha ny an'olona. Ary izay manao toy izany no didianay sy anarinay ao amin'i Jesoa Kristy Tompo mba hiasa tsara amin'ny fiadanana ka hihinana izay azy ihany".  II Tesaloniana 3 : 6 - 13 (and.11 - 12)
Tohiny