"Lehibe Jehovah ka tokony hoderaina indrindra; Ary tsy takatry ny saina ny fahalehibiazany" . — Salamo 145 : 1-7 (and.3)
Tohiny
"Dia tany izay tandreman'i Jehovah Andriamanitrao; ny mason'i Jehovah Andriamanitrao mitsinjo azy mandrakariva hatramin'ny fiandohan'ny taona ka hatramin'ny fiafarany". — Deoteronomia 11 : 8-12 (and.12)
Tohiny
"Ary raha mitondra ny Lahimatoa ho amin'izao fiainana izao indray, dia hoy Izy: "Ary aoka ny anjelin'Andriamanitra rehetra hiankohoka eo anoloany" (Salamo 97:7). — Hebreo 1 : 5-14 (and.6)
Tohiny
ALAHADY 24 NOV 2024 – MIKALO AMPANAHY FDL & AMPIFITIA
Horonan-tsary Sary [gallery type='google' view='photos' album_id='AAk24RwxMLmV29WDs0kpyFeJ562R3YntGSQRdkyXUCkqY-b7ddaAWO5-sB3CAscvZ7j0wax41qbv' main_size='1600' layout='mosaic']
Tohiny



