Asan’ny Apostoly 20 :19 : « dia ny nanompoako ny Tompo tamin'ny fanetren-tena rehetra sy ny ranomaso ary ny fakam-panahy izay nanjo ahy tamin'ny fanotrehan'ny Jiosy » Resaka profil-ny mpanompon’Andriamanitra : SAO DIA TOKONY HANOVA PROFIL ISIKA ? Mampatsiahy ny toetran’ny fitondran-tenany i Paoly eto. Ny fijoroana vavolombelona dia tsy amin’ny vava fa amin’ny fitondran-tena,…
Tohiny
Fiarahabana zokiolona 2018
Fiarahabana ireo zoky olona noho ny nahatrarana ny taona 2018.
Tohiny
Spécial eo anatrehan’Andriamanitra ianao
Jaona 15 :16 : «Tsy hianareo no nifidy Ahy, fa Izaho no nifidy anareo ka nanendry anareo mba handeha sy hamoa, ary mba haharetan’ ny vokatrareo, mba homen’ ny Ray anareo izay rehetra hangatahinareo amin’ ny anarako na inona na inona » Izao no famintinana io Jaona 15 :16 io : Spécial eo imason’Andriamanitra ianao.…
Tohiny
Fanoharana ny amin’i Jerosalema Vaovao
Apokalypsy 21 :2 : « Ary nahita aho fa, indro, ny tanàna masina, dia Jerosalema vaovao, nidina avy any an-danitra tamin’ Andriamanitra, voaomana tahaka ny ampakarina efa mihaingo hihaona amin’ ny vadiny ». 1/ Oharina amin’ny tanàna masina i Jerosalema Vaovao Hoy ilay and.2a : « Ary nahita aho fa, indro, ny tanàna masina, dia…
Tohiny
