Vaovao

Fanorenana Fiangonana Ampasimadinika

Azontsika raisina ao amin'ny secrétaire mpandraharaha amin'ny andavan'andro,ary any amin'ny komity mpikarakara rehefa Alahady ny plaquette fandraisana anjara ho an'ny fanorenana. 5.000Ar hatramin'ny 300.000Ar ny plaquette.
Tohiny

Matio 7:21

"Tsy izay rehetra manao amiko hoe:Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra"
Tohiny