Vaovao

"Izao no lazain'i Jehovah: Tandremo ny rariny, ary manaova ny marina, fa efa madiva ho tonga ny famonjeko, ary efa hiseho ny fahamarinako". Isaia 56:1
Tohiny

"Nefa maro izay voalohany no ho farany, ary izay farany no ho voalohany". Matio 19:30 
Tohiny

"Fa ahoana hoy ny Soratra Masina? Ary Abrahama nino an'Andriamanitra, ka dia nisaina ho fahamarinany izany   (Genesisy 15 : 6)". Romana 4:3  
Tohiny