"Fa isika rehetra kosa amin’ ny tava tsy misarona dia mijery ny voninahitry ny Tompo toy ny amin’ ny fitaratra, ka ovana hahazo izany endrika izany indrindra avy amin’ ny voninahitra ka ho amin’ ny voninahitra, toy ny avy amin’ ny Tompo, dia ny Fanahy". 2Kor. 3:18
Tohiny
27 MEY 2018 – FETIN’NY RENY
Niarahaba ny renim-pianakaviana rehetra tonga nanatrika ny fanompoam-pivavahana i Tatie Landy noho ny fetin'ny reny. Harona misy soratra manao hoe: "VEHIVAVY MIHAVAO" no fanomezana natolotry ny Fiangonana ny reny rehetra. Ary satria Tatie Landy no renin'ny rehetra ao am-piangonana dia niarahaba azy ary nanolotra fanomezana ho azy ny solontenan'ny Fiangonana, tamin'ny alalan'ny biraom-piangonana, ny filohan'ny…
Tohiny
27 MEY 2018 – TSIANJERY HO AN’NY RENY
Ho fankalazana an'Andriamanitra noho ny fetin'ny reny dia nanolotra tsianjery ho azy ireo ny mpianatra Sekoly Alahady ato amin'ny Fitandremana Isotry Fitiavana.
Tohiny
