Ho an'ireo izay mbola tsy nahazo ny fiche de recensement, manatòna ny Sekretera amin'ny andavan'andro sy Asabotsy maraina; ary manatòna ny Komity ny Alahady maraina
Tohiny
KATEKOMENA
Hanatanteraka Tafika Masina eny Anosipatrana ny Asabotsy 10 Febroary
Tohiny
Jaona 10:30
" Izaho sy ny Ray dia iray ihany"
Tohiny
Toriteny 28 Janoary 2018
Matio 8 :3 : « Ary Jesosy naninjitra ny tànany, dia nanendry azy ka nanao hoe: Mety Aho; madiova hianao. Dia nadio tamin’ ny habokany niaraka tamin’ izay izy ».
Fahamarinana 1 : METY HANAPAKA NY FIAINANAO AMIN’NY FAHEFANY NY TOMPO ; IZY METY, FA IANAO VE METY ?
Fahamarinana 2 : MAMANGY ANAO MANOKANA JESOA ARY TE HANAO FACE A FACE, TE HANAO TETE A TETE AMINAO IZY, METY VE IANAO ? SAO SANATRIA TSY METY IANAO ?
Fahamarinana 3 : IZY METY HANAPAKA ANAO AMIN’NY FAHEFANY KA METEZA HITONDRA NY ZIOGANY