Vaovao

"Andriamanitro efa naniraka ny anjeliny ka nanakombona ny vavan'ny liona tsy handratra ahy, satria fahamarinana no hitany tamiko; ary teo anatrehanao koa, ry mpanjaka o, tsy nanao ratsy aho". Daniela 6:23
Tohiny

Tsianjery 10 Jona 2018

"Dia hoy Jesoa tamin'ny Jiosy izay nino Azy: Raha maharitra amin'ny teniko ianareo, dia ho mpianatro tokoa; ka ho fantatrareo ny marina, ary ny marina hahafaka anareo tsy ho andevo". Jaona 8:31-32
Tohiny