Vaovao

Tsianjery 09 Septambra 2018

"Ary hoy Izaho aminareo: Aoka ny mamôna tsy marina ho entinareo mahazo sakaiza, mba horaisin'ireo ho any amin'ny fonenana mandrakizay ianareo, rehefa lany izany". Lioka 16:9  
Tohiny

"Ary ny tompony nidera ilay mpitandrina tsy marina, satria nanan-tsaina izy; fa ny zanak'izao tontolo izao dia manan-tsaina kokoa ny amin'ny karazany noho ny zanaky ny mazava". Lioka 16:8
Tohiny

08 SEPTAMBRA 2018 – KATEKOMENA – TAFIKA MASINA

  • 20180908_102503
  • 20180908_102536[1]
  • 20180908_102607[1]
  • 20180908_102615[1]
  • 20180908_102644[1]
  • 20180908_102940[1]
  • 20180908_102954[1]
  • 20180908_103005[1]
  • 20180908_103414[1]
  • 20180908_103226[1]
image_pdfPDF

Ny Asabotsy 08 Septambra 2018 dia nanatanteraka Tafika Masina teny Anosipatrana ny Katekomena.

Ny nampiavaka an'ireto groupe ireto, dia tsy fitetezana tokan-trano no nataony, fa nitory kosa izy ireo tamin'ireo olona nifanena tamin'izy ireo teny an-dalana, na koa olona eo am-piasana.

image_pdfPDF