Vaovao

09 Septambra 2018 – ALAHADIN’NY AFF

Nitarika ny fotoana sy nitondra ny fampianarana ho an'ny ankizy sy ny tanora ny filohan'ny AFF, Atoa RAHARISON Jean Aimé. Ny 1 Kor. 6:9: "Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mety hofitahina ianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin'olona sy ny sodomita"…
Tohiny

"Aza avela hirona ho amin'ny zava-dratsy ny foko, Hiray raharaha amin'ny olona mpanao ratsy hanao izay asa tsy mety; Ary aoka tsy hihinana ny zava-piny aho". Salamo 141:4
Tohiny