"Koa dia iraka solon'i Kristy izahay, toa an'Andriamanitra mampangataka anay aminareo, solon'i Kristy izahay ka mangataka indrindra aminareo hoe: mihavàna amin'Andriamanitra anie ianareo". 2 Korintiana 5:20				
						Tohiny
			
		Tsianjery 15 Jolay 2018
					"Ary hoy Petera: Ry Ananiasy, nahoana Satana no nameno ny fonao handainga amin'ny Fanahy Masina ka hanafina ny vola sasany vidin'ny tany?". Asan'ny Apostoly 5:3				
						Tohiny
			
		