Fanompoam-panahy (Nom 8.11) Raha te-hanompo an'Andriamanitra ianao, aza mihazakazaka hanatanteraka ny "asa" fanompoana. Mialohan'izay : tanteraho aloha ny "fanompoam-panahy". Ny Levita dia nasain'Andriamanitra naterin'i Arona ho fanatitra ho an'i Jehovah avy amin'ny Zanak'Israely. Isika kosa dia asain'ny Tompo manolotra ny tenantsika ho "fanatitra velona, masina, sitrak'Andriamanitra, dia fanompoam-panahy mety ataonareo izany." (Rom 12.1) Ny biby…
Tohiny
"Ary ento ny Levita hankeo anoloan'ny trano-lay fihaonana; ary vorio ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra". Nomery 8:9
Tohiny



