Vaovao

12 Novembre 2018 – 18 Novembre 2018

Mauvais combat (2 Tim 4.7) S’il y a le « bon » combat, il y a donc, un « mauvais » combat. Le mauvais combat, c’est quand on se trompe d’ennemis. Si tu veux mener le « bon » combat, identifie les 3 ennemis à vaincre : Le diable (1 Tim 4.1). Le diable et ses enseignements qui contredisent la Bible ; Le…
Tohiny

"Ary Andriamanitra dia nihaona tamin'i Balama; ary hoy Balama taminy: Ny alitara fito dia efa namboariko, ary efa nanatitra vantotr'ombilahy sy ondrilahy iray avy teo ambonin'ny isan'alitara aho". Nomery 23:4
Tohiny

Tsianjery Alahady 11 Novambra 2018

"Izaho dia manao batisa anareo amin'ny rano ho amin'ny fibebahana; fa Ilay avy ao aoriako no mahery noho izaho, ka tsy miendrika hitondra ny kapany aza aho; Izy no hanao batisa anareo amin'ny Fanahy Masina sy ny afo".  Matio3:11
Tohiny