"Ary mangataka amin'Andriamanitra izahay mba tsy hanao izay ratsy ianareo " II Korintiana 13 : 5-10 (and.7a)
Tohiny
"Ry olombelona, efa naseho anao izay tsara Sy izay ilain'i Jehovah aminao, Dia izao ihany: Ny hanao ny marina sy ny ho tia famindram-po Ary ny hanaraka an'Andriamanitrao amin'ny fanetren-tena".Mika 6 : 6-8 (and.8)
Tohiny
"Koa ahoana no imonomononan'ny olona mbola velona, fa no tsy aleo misento noho ny amin'ny fahotany avy*? [*Na: Eny, nahoana no imonomononan'ny olona, raha mijaly noho ny fahotany?]". Fitomaniana 3 : 37-45 (and.39)
Tohiny



