Messages récents par Mpanoratra

RESAKA FINOANA TSARA LAVITRA NOHO NY VOLAMENA

1 Petera 1 :6-7 : « Izany no iravoravoanareo, na dia ampalahelovina vetivety ankehitriny amin'ny fakam-panahy maro samy hafa aza ianareo, raha tsy maintsy hisy izany, mba ho hita ho fiderana sy voninahitra ary fankalazana ny fizahan-toetra ny finoanareo (izay tsara lavitra noho ny volamena mety ho simba, na dia voazaha toetra tamin'ny afo aza),…
Tohiny

"Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra". Matio 7:21  
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.