"Fa izay manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra". — Matio 23 : 12
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
19 JONA 2021
Ankatoka 19/06/21 Isan’ny MFT : 50 Fanapahan-kevitra Fisehoan’ny katekomena hotokanana ny 18 & 25 Juillet 2021 Fangatahana fanampiana Jobily faha 25 taona ny Mpitandrina ANDRIAMAROLAHY Maminiaina, Mpampianatra ao @ Kolejy Teolojika Ivato (amin’ny maha mpiasa iombonana azy sady izy tsy mitondra fiangonana no antony nanaovan’ny filoha sy komity fankalazana fangatahana fanampiana ho azy) FJKM Ambodivona…
Tohiny
"Dia nanambara izy ka naneho marimarina fa tsy maintsy nijaly sy nitsangana tamin'ny maty Kristy; ary Jesoa, Izay toriko aminareo, hoy izy, no Kristy". — Asan'ny Apostoly 17 : 3
Tohiny
"Anaka, atolory ahy ny fonao, Ary aoka ny masonao ho faly mijery ny lalako*;[* Na: Ary aoka ny masonao handinika ny lalako]" — Ohabolana 23 : 26
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



