"Ary izay rehetra efa nahafoy trano, na rahalahy, na anabavy, na ray, na reny*, na zanaka, na tany, noho ny anarako, dia handray zato heny ka handova fiainana mandrakizay". [*Ampio hoe: (na vady.)] Matio 19 : 29
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Ny voninahitr'ity trano ity any am-parany dia ho lehibe noho ny tany aloha, hoy Jehovah, Tompon'ny maro; ary eto amin'ity fitoerana ity no hanomezako fiadanana, hoy Jehovah, Tompon'ny maro". Hagay 2 : 9
Tohiny
"Ary nitondra ahy tamin'ny Fanahy ho any an-tendrombohitra sady lehibe no avo izy ka naneho ahy ny tanàna masina, dia Jerosalema, midina avy tamin'Andriamanitra any an-danitra". Apokalypsy 21 : 10
Tohiny
"Ary tsy mba hiditra ao mihitsy izay tsy masina, na izay manao vetaveta, na izay mandainga, fa izay voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana izay an'ny Zanak'ondry ihany". Apokalypsy 21 : 27
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



