"Fa ny fanantenana no namonjena antsika; nefa ny fanantenana hita dia tsy mba fanantenana intsony; fa ahoana no mbola anantenan'ny olona izay efa hitany? Fa raha isika manantena izay tsy mbola hitantsika, dia miandry amin'ny faharetana". Romana 8 : 24 - 25
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Hoy Jesoa taminy: Tsy voalazako va fa raha hino ianao, dia ho hitanao ny voninahitr'Andriamanitra?" — Jaona 11 : 40
Tohiny
"Ary mihira ny fihiran'i Mosesy, mpanompon'Andriamanitra, sy ny fihiran'ny Zanak'ondry izy manao hoe: Lehibe sy mahatalanjona ny asanao, Tompo o, Andriamanitra Tsitoha; Mahitsy sy marina ny lalanao, Ry Mpanjaka mandrakizay". Apokalypsy 15 : 3
Tohiny
"Injany! misy feon'ny miantso hoe: Manamboara lalana any an'efitra ho an'i Jehovah, manaova lalambe any an-tany foana ho an'Andriamanitsika". Isaia 40 : 3
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



