Messages récents par Mpanoratra

"Ary hoy Elisa: Aza matahotra; fa ny momba antsika dia be noho ny momba azy". II Mpanjaka 6 : 16
Tohiny

"Indro, feno avonavona ny fanahin'ireny, fa tsy mahitsy ao anatiny, Fa ny marina ho velon'ny finoany*. [*Na: fa ny marina amin'ny finoana no ho velona]". — Habakoka 2 : 4
Tohiny

"Fa isika tsy mba naman'izay mihemotra ho amin'ny fahaverezana, fa naman'izay mino ho amin'ny famonjena ny fanahy". Hebreo 10 : 39
Tohiny

"Ary ho fantatr'izao fiangonana rehetra izao fa tsy sabatra sy lefona no amonjen'i Jehovah; fa an'i Jehovah ny ady, ary hanolotra anareo ho eo an-tananay Izy".  I Samoela 17 : 47
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.