"Ny maso no jiron'ny tena; koa amin'izany, raha tsara ny masonao, dia hazava avokoa ny tenanao rehetra. Fa raha ratsy ny masonao, dia ho maizina avokoa ny tenanao rehetra; koa raha maizina ny fahazavana ao anatinao, manao ahoana ny halehiben'izany fahamaizinana izany!". Matio 6 : 22 - 23
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Fa mitsangàna, ka mijoroa amin'ny tongotrao; fa izao no nisehoako taminao, dia ny hanendry anao ho mpanompo sy ho vavolombelona ny amin'izay efa nahitanao Ahy* sy izay hisehoako aminao, [*Na: (izay efa hitanao)] hamonjy anao amin'ny olona Isiraely sy ny jentilisa, izay anirahako anao, hampahiratra ny masony hialany amin'ny maizina ho amin'ny mazava, ary amin'ny…
Tohiny
"Mahazava izao tontolo izao ny helany; Mahita izany ny tany ka mihorohoro". Salamo 97 : 4
Tohiny
"Jehovah no fahazavako sy famonjena ahy; iza no hatahorako? Jehovah no fiarovana mafy ho an'ny aiko; iza no hangovitako?" Salamo 27 : 1
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



