Messages récents par Mpanoratra

"Ary hitako fa, indro, nisy anjely iray koa nanidina teo afovoan'ny lanitra, nanana filazantsara mandrakizay hotorina amin'izay monina ambonin'ny tany sy amin'ny firenena sy ny fokom-pirenena sy ny samy hafa fiteny ary ny olona rehetra". Apokalypsy 14 : 6
Tohiny

"Fa izaho kosa dia feno hery, dia* ny Fanahin'i Jehovah, Mbamin'ny rariny sy ny faherezana, Mba hanambara amin'i Jakoba ny helony Sy amin'Isiraely ny fahotany". [*Na:amin'] Mika 3 : 8
Tohiny

"Dia nandeha izy ka nitory tany Dekapolisy izay zavatra lehibe efa nataon'i Jesoa taminy; ka dia gaga ny olona rehetra". Marka 5 : 20
Tohiny

"Fa ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny amin'ny filazantsara izay notoriko, fa tsy araka ny fanaon'ny olona izany. Fa izaho tsy nandray azy tamin'olona, ary tsy mba nampianarina aho, fa tamin'ny fanambaran'i Jesoa Kristy ihany".  Galatiana 1 : 11 - 12
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.