29 JANOARY 2022

Isan’ny MFT : 65

I- FAMPAHAFANTARANA

155ème IF : Hankalaza ny faha 155 ny fiangonana isika amin’ity taona ity. Andro iray ihany ny fankalazana satria tsingerintaona  io fa tsy jobily. Afaka manao hira faneva isika.

Herinandron’ny fianakaviana : Ny vaomieran’ny ankohonana sy fanabeazana no chef de projet (afaka miara-miasa amin’ny firaisan’ny sampana izy ireo)

 

Avy @ Pst Délégué :

Mivory in-2 ny biraon’ny fiangonana miaraka amin’ny Pasteur Délégué isam-bolana. (Sabotsy voalohany sy sabotsy fahatelo) => amin’izay no handinihana ny raharaha rehetra.

Isaky ny Alarobia maraina manomboka amin’ny 9ora no fandraisan’olona tanterahan’i Pst Délégué

Fihaonana amin’ny tompon’andraikitra rehetra eto anivon’ny fiangonana : Sabotsy 19 Febroary 2022 @ 9ora sy 30mn

II- MPANDRAY NIFINDRA

Atoa HANDRIMAHEFA Vitasoa Njakatiana (FJKM Mandrosoa SILOHAMA Ambositra/ SP Amoron’i Mania)

Rtoakely RAMAMONJISOA Gladys (FJKM Ambohijanaka Gara Fitiavana / SP Atsimo)