"Ary raha tonga Izy, dia hampiaiky izao tontolo izao ny fahotana sy ny fahamarinana ary ny fitsarana: ny fahotana, satria tsy mino Ahy izy; ny fahamarinana, satria mankany amin'ny Ray Aho, ka tsy mahita Ahy intsony ianareo; ny fitsarana, satria ny andrianan'izao tontolo izao dia efa voatsara".
Jaona 16:8-11