"Fa izao no lazain'ny Iray avo sy manerinerina, izay monina mandrakizay, masina no anarany:
Ao amin'ny fitoerana avo sy masina no onenako, ary ao amin'ny torotoro fo sy ny manetry tena, hamelombelona ny fanahin'ny manetry tena sy hamelombelona ny fon'ny torotoro fo".
Isaia 57:15