"Ary ny anankiray tamin'ny loholona* nanao tamiko hoe: Aza mitomany; indro, ny Liona avy amin'ny firenen'i Joda, dia ny Solofon'i Davida, no efa naharesy ka hanokatra ny boky sy hamaha ny tombo-kaseny fito". [*Grika: presbytera] Apokalypsy 5 : 1-10 (and.5)