image_pdfPDF

"Izany teny izany dia efa voalazako taminareo raha mbola mitoetra eto aminareo Aho; fa ny Mpananatra*, dia ny Fanahy Masina, Izay hirahin'ny Ray amin'ny anarako. Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo". [*Grika: Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava]. Jaona 14 : 25 - 26

image_pdfPDF