
ALAKAMISY 29 MAY 2025 – ANDRO NIAKARANA – FANOKANANA HO MPANDRAY IREO KATEKOMENA ANDIANY “FANANTENANA”, TAPANY 1
Horonantsary Sary 1 Afaka manantona an'Atoa Fidy Rakotoarisoa (034 21 610 83) isika raha toa misy fanontaniana na fangatahana manokana momba ny andian-tsary 1. Sary 2 Afaka manantona an'i Andry (038 89 796 12) isika raha toa misy fanontaniana na fangatahana manokana momba ny andian-tsary faha-2. Sary 3 Afaka manantona an'i Tiavina (034 07 333 35) isika raha