Fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2018: TAK

Tanteraka ny 20 janoary teo ny fifampiarahaban'ny TAK noho ny nahatratrarana ny taona vaovao 2018.

TAK_Isotry_Fitiavana_2018

Ireo ankizy manatanteraka ny fiarahabana amin'ny alalan'ny tsianjery

TAK_Isotry_Fitiavana_2018

Ny Mpitandrina, ireo ankizy sy ireo mpanabe ao amin'ny TAK